|
Written by Webmaster
|
|
lundi, 16 février 2009 |
|
Ny mahatonga ny ratsy handresy, dia noho ny tsy fijoroan'ny olon-tsara (Edmund Burke). Manoloana ny toe-javatra iainan'ny Firenena, dia tsy azo atao instony ny mangina na mitazana fotsiny. Noho izany, raisina ho adidy ny mampiely izao fanambarana nataon'Atoa Daniel Rajakoba amin'ny alalan'ny Taratasy misokatra ho an'Andriamatoa Ravalomanana Marc, Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara izao.
|
|
Read more...
|
|
|
Written by Webmaster
|
|
mardi, 10 février 2009 |
|
Manoloana ny toe-javatra mampalahelo namoizana ain'olona sy nandratràna olona maro ny asabotsy teo, dia miara-ory amin'izay namoy havana rehetra izahay ary mampahery sy mirary fahasitranana haingana ho an'ireo izay naratra ihany koa. Na inona na inona tsy fitovian-kevitra dia tolona tsy nisy herisetra no nasehon'ireo mahery fon'ny firenena hitady ny fampanjakàna ny tena demokrasia eto Madagasikara. Tanam-polo no nifanehatra tsy satry tamin'ny herim-pamoretana izay tsy nihambahamba akory nampiasa ireo fitaovam-piadiana mahery vaika teo am-pelan-tànany. Tsy voahaja intsony hasin'ny ain'olombelona, ary very tanteraka ny soa toavina Malagasy izay manandratra ny fihavanana sy fifanajana .Noho izany dia manameloka tanteraka izay ati-doha nikotrika sy nanatanteraka izao fandripahana ny Malagasy mpiray Tanindrazana izao izahay, ary mitaky ny marina mikasika izany. |
|
Read more...
|
|
|
Written by Webmaster
|
|
lundi, 06 août 2007 |
|
Après l'annonce de sa création, la Plate-Forme pour la Bonne Gouvernance de Madagascar, dont Fihavanantsika est membre à part entière, publie les Principes qui dorénavant régiront toutes ses activités. Pour que notre pays puisse enfin devenir une Ile Heureuse et afin que Madagascar ne soit plus l’otage des pratiques politiciennes sans considération de l’intérêt général ; En témoignage de notre soutien sans faille au peuple malgache à la recherche d’un avenir radieux et de notre volonté à ne pas laisser notre pays s’enliser dans des impasses cycliques ; Nous soussignés, convaincus de la nécessité pour notre pays de l’avènement d’une nouvelle gouvernance basée sur une prise de conscience collective, nous engageons, que ce soit en tant que citoyen ou, selon les choix, au nom de chacune de nos entités :
|
|
Read more...
|
|
|
|
<< Start < Prev 1 2 3 Next > End >>
|
| Results 1 - 4 of 10 |